FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 6:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary manao fifanekena aminao aho. Koa midira ao anatin’ny sambofiara ianao sy ireo zanakao lahy sy ny vadinao ary ireo vadin’ny zanakao.+

  • 1 Petera 3:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 izay tsy nankatò fahiny,+ rehefa niandry tamim-paharetana Andriamanitra+ tamin’ny andron’i Noa, raha mbola namboarina ny sambofiara.+ Olom-bitsy, eny, olona* valo no nentin’izy io ka tafita soa aman-tsara avy tamin’ny rano.+

  • 2 Petera 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tsy niahotra koa Andriamanitra nanasazy an’ilay tontolo fahiny,+ fa niaro kosa an’i Noa, mpitory ny fahamarinana,+ sy ireo fito hafa,+ fony izy nahatonga safodrano+ teo amin’ny tontolon’ny olona tsy natahotra an’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara