Joba 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Sakanany ny rano dia ritra,+Ary alefany izany ka manova ny endriky ny tany.+ 2 Petera 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’ny alalan’ireo no nandravana ilay tontolo tamin’izany fotoana izany rehefa safotry ny rano.+