Lioka 17:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nihinana ny olona, nisotro, nampaka-bady sy navoaka hampakarina, mandra-pahatongan’ilay andro nidiran’i Noa tao amin’ny sambofiara. Ary tonga ny safodrano ka nandringana azy rehetra.+
27 Nihinana ny olona, nisotro, nampaka-bady sy navoaka hampakarina, mandra-pahatongan’ilay andro nidiran’i Noa tao amin’ny sambofiara. Ary tonga ny safodrano ka nandringana azy rehetra.+