1 Tantara 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Noa,+Sema,+ Hama,+ ary Jafeta.+ 1 Petera 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 izay tsy nankatò fahiny,+ rehefa niandry tamim-paharetana Andriamanitra+ tamin’ny andron’i Noa, raha mbola namboarina ny sambofiara.+ Olom-bitsy, eny, olona* valo no nentin’izy io ka tafita soa aman-tsara avy tamin’ny rano.+
20 izay tsy nankatò fahiny,+ rehefa niandry tamim-paharetana Andriamanitra+ tamin’ny andron’i Noa, raha mbola namboarina ny sambofiara.+ Olom-bitsy, eny, olona* valo no nentin’izy io ka tafita soa aman-tsara avy tamin’ny rano.+