Genesisy 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izao no voalazan’ny boky mirakitra ny tantaran’i Adama: Tamin’ny andro namoronan’Andriamanitra an’i Adama, dia nataony nisy itovizana taminy izy.+ Asan’ny Apostoly 17:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Koa satria naterak’Andriamanitra+ isika, dia tsy tokony hihevitra an’Andriamanitra+ ho tahaka ny volamena na volafotsy na vato, na tahaka ny sokitra vitan’ny fahaizan’olombelona sy ny fahiratan-tsainy.+ Jakoba 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izy io no iderantsika an’i Jehovah+ Raintsika,+ nefa izy io koa no anozonantsika+ ny olona izay noforonina “mba hisy hitovizana amin’Andriamanitra.”+
5 Izao no voalazan’ny boky mirakitra ny tantaran’i Adama: Tamin’ny andro namoronan’Andriamanitra an’i Adama, dia nataony nisy itovizana taminy izy.+
29 “Koa satria naterak’Andriamanitra+ isika, dia tsy tokony hihevitra an’Andriamanitra+ ho tahaka ny volamena na volafotsy na vato, na tahaka ny sokitra vitan’ny fahaizan’olombelona sy ny fahiratan-tsainy.+
9 Izy io no iderantsika an’i Jehovah+ Raintsika,+ nefa izy io koa no anozonantsika+ ny olona izay noforonina “mba hisy hitovizana amin’Andriamanitra.”+