Hebreo 11:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Finoana no nankatoavan’i Abrahama+ rehefa nantsoina izy. Nankatò tokoa izy ka nandeha ho any amin’ny toerana voatendry ho lovany. Ary nandeha izy, na dia tsy fantany aza hoe ho aiza.+
8 Finoana no nankatoavan’i Abrahama+ rehefa nantsoina izy. Nankatò tokoa izy ka nandeha ho any amin’ny toerana voatendry ho lovany. Ary nandeha izy, na dia tsy fantany aza hoe ho aiza.+