FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nampanirin’i Jehovah Andriamanitra tamin’ny tany ny hazo rehetra mahafinaritra ny maso sady mahate hihinana, ary koa ny hazon’aina+ teo afovoan’ilay zaridaina sy ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy.+

  • Isaia 51:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa hampionona an’i Ziona tokoa i Jehovah.+ Hampiononiny avokoa ireo toerana rava ao.+ Dia hovany ho tahaka an’i Edena+ ny tany efitra any, ary ho tahaka ny zaridainan’i Jehovah ny lemaka karakaina.+ Hisy fihobiana sy fifaliana ary fisaorana ao, sady ho re ao ny hira fiderana.+

  • Ezekiela 36:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Dia tsy maintsy hisy hilaza hoe: “Oay! Lao irỳ tany irỳ taloha, nefa lasa sahala amin’ny zaridainan’i Edena+ izao! Ary voamboatra indray ny mandan’ireo tanàna aolo tsy nisy mponina sy rava, ka efa misy mponina ao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara