1 Mpanjaka 20:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary ny zanak’Israely kosa novorina sy nomena vatsy,+ ka nivoaka mba hifanandrina tamin’izy ireo. Nitoby tandrifin’izy ireo ny zanak’Israely, izay toy ny osy vitsy kely roa toko, fa ny Syrianina kosa nanenika ny tany.+
27 Ary ny zanak’Israely kosa novorina sy nomena vatsy,+ ka nivoaka mba hifanandrina tamin’izy ireo. Nitoby tandrifin’izy ireo ny zanak’Israely, izay toy ny osy vitsy kely roa toko, fa ny Syrianina kosa nanenika ny tany.+