18 Nanantena i Abrahama, na dia toa tsy nisy azony nantenaina intsony aza, ka nino+ fa mety ho tonga rain’ny firenena maro izy,+ araka izay voalaza hoe: “Ho tahaka izany ny taranakao.”+
8 Finoana no nankatoavan’i Abrahama+ rehefa nantsoina izy. Nankatò tokoa izy ka nandeha ho any amin’ny toerana voatendry ho lovany. Ary nandeha izy, na dia tsy fantany aza hoe ho aiza.+