2 Tantara 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ny mason’i+ Jehovah dia mijery eny rehetra eny manerana ny tany,+ mba hanehoany ny heriny hamonjena izay mifikitra aminy amin’ny fo+ manontolo. Hadalana mihitsy izany nataonao izany,+ ka hisy hiady aminao foana manomboka izao.”+ Ohabolana 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa eo imason’i Jehovah ny lalan’ny olona,+ ary dinihiny avokoa ny lalany rehetra.+ Ohabolana 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mijery eny rehetra eny ny mason’i Jehovah,+ mandinika ny olona ratsy toetra sy ny tsara toetra.+ Hebreo 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary tsy misy zavaboary izay tsy mibaribary eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy miharihary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+
9 Fa ny mason’i+ Jehovah dia mijery eny rehetra eny manerana ny tany,+ mba hanehoany ny heriny hamonjena izay mifikitra aminy amin’ny fo+ manontolo. Hadalana mihitsy izany nataonao izany,+ ka hisy hiady aminao foana manomboka izao.”+
13 Ary tsy misy zavaboary izay tsy mibaribary eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy miharihary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+