Genesisy 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary tsikaritr’i Saraha fa nihomehy naneso+ an’i Isaka ny zanakalahin’i Hagara Ejipsianina,+ izay naterany tamin’i Abrahama. Galatianina 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Sary an’ohatra+ izany, satria izy roa vavy dia fifanekena roa,+ ny anankiray natao teo amin’ny Tendrombohitra Sinay,+ ary mitera-jaza ho amin’ny fanandevozana, dia i Hagara izany.
9 Ary tsikaritr’i Saraha fa nihomehy naneso+ an’i Isaka ny zanakalahin’i Hagara Ejipsianina,+ izay naterany tamin’i Abrahama.
24 Sary an’ohatra+ izany, satria izy roa vavy dia fifanekena roa,+ ny anankiray natao teo amin’ny Tendrombohitra Sinay,+ ary mitera-jaza ho amin’ny fanandevozana, dia i Hagara izany.