Romanina 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary na dia tsy nihanalemy aza ny finoany, dia noeritreretiny ihany ny vatany izay toy ny efa maty,+ satria efa zato taona+ teo ho eo. Noeritreretiny koa ny kibon’i Saraha, izay kibo efa maty.+ Hebreo 11:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Finoana koa no nahazoan’i Saraha+ hery hananana anaka, na dia efa nihoatra ny taona ahafahana miteraka+ aza izy. Nihevitra mantsy izy fa tsy mivadika amin’ny teniny ilay nampanantena.+
19 Ary na dia tsy nihanalemy aza ny finoany, dia noeritreretiny ihany ny vatany izay toy ny efa maty,+ satria efa zato taona+ teo ho eo. Noeritreretiny koa ny kibon’i Saraha, izay kibo efa maty.+
11 Finoana koa no nahazoan’i Saraha+ hery hananana anaka, na dia efa nihoatra ny taona ahafahana miteraka+ aza izy. Nihevitra mantsy izy fa tsy mivadika amin’ny teniny ilay nampanantena.+