Lioka 12:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Sambatra ireo mpanompo hitan’ny tompony hoe miambina rehefa tonga izy!+ Lazaiko aminareo marina tokoa fa hisikina+ ilay tompony ka asainy mandry ilika hisakafo ireo mpanompo ireo, ary ho avy izy hikarakara an’ireo.+ Romanina 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mba anomezo amin’izay anananareo ny olona masina, araka izay ilainy.+ Miezaha ho tia mandray vahiny.+ Hebreo 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aza hadinoina ny fitiavana mandray vahiny,+ fa noho izany, dia nampiantrano anjely+ ny sasany nefa tsy fantany.
37 Sambatra ireo mpanompo hitan’ny tompony hoe miambina rehefa tonga izy!+ Lazaiko aminareo marina tokoa fa hisikina+ ilay tompony ka asainy mandry ilika hisakafo ireo mpanompo ireo, ary ho avy izy hikarakara an’ireo.+
13 Mba anomezo amin’izay anananareo ny olona masina, araka izay ilainy.+ Miezaha ho tia mandray vahiny.+
2 Aza hadinoina ny fitiavana mandray vahiny,+ fa noho izany, dia nampiantrano anjely+ ny sasany nefa tsy fantany.