FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 31:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hoy ny anjelin’Andriamanitra tamiko, tao amin’ilay fahitana: ‘Ry Jakoba!’ Dia hoy aho: ‘Intỳ aho.’+

  • Genesisy 32:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Koa nataon’i Jakoba hoe Peniela+ ny anaran’ilay toerana, satria hoy izy: “Efa nifanatri-tava tamin’Andriamanitra aho, nefa voavonjy ny aiko.”+

  • Mpitsara 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary tonga ilay anjelin’i Jehovah,+ ka nipetraka teo ambanin’ilay hazoben’i Joasy Abi-ezerita,+ tany Ofra. I Gideona+ zanakalahin’i Joasy tamin’izay dia nively varimbazaha tao amin’ny lavaka famiazam-boaloboka mba tsy ho hitan’ny Midianina, ary nataony haingana izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara