FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 6:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Fa hoy indray i Gideona tamin’Andriamanitra: “Aoka tsy hirehitra amiko ny fahatezeranao, fa avelao aho mbola hiteny indray mandeha monja. Avelao re aho, azafady, mba hanao fitsapana indray mandeha indray amin’ilay volonondry e! Koa raha sitrakao, dia aoka ilay volonondry ihany no ho maina, fa ny tany rehetra kosa hisy ando.”

  • Hebreo 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 dieny mbola lazaina hoe: “Raha mihaino ny feony ianareo anio,+ dia aza manamafy ny fonareo toy ny tamin’ilay fotoana nampisy fahatezerana mafy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara