16 ary na dia atao aza hoe ao amin’izany tany izany izy telo lahy ireo, dia tsy hahavonjy ny zanany lahy na ny zanany vavy izy ireo, raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘fa ny tenany ihany no ho voavonjiny, ary ho lao ilay tany.’”+