Genesisy 13:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary ratsy fanahy ny olona tao Sodoma sady nanota be tamin’i Jehovah.+ Genesisy 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa hoy i Jehovah: “Tena mafy tokoa ny fitarainana momba an’i Sodoma sy Gomora,+ ary tena mavesatra ny fahotan’izy ireo.+ Isaia 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Na ny endrik’izy ireo aza dia efa miampanga ny tenany.+ Lazain’izy ireo ny fahotany izay toy ny an’i Sodoma,+ fa tsy nafeniny. Lozan’izy ireo, fa izy ihany no nitady loza ho an’ny tenany!+
20 Koa hoy i Jehovah: “Tena mafy tokoa ny fitarainana momba an’i Sodoma sy Gomora,+ ary tena mavesatra ny fahotan’izy ireo.+
9 Na ny endrik’izy ireo aza dia efa miampanga ny tenany.+ Lazain’izy ireo ny fahotany izay toy ny an’i Sodoma,+ fa tsy nafeniny. Lozan’izy ireo, fa izy ihany no nitady loza ho an’ny tenany!+