FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 21:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary nisy anjely nirahin’Andriamanitra ho any Jerosalema, mba handringana an’ilay tanàna.+ Raha vao nanomboka nandringana anefa ilay anjely, dia hitan’i Jehovah izany, ka nanenina ny amin’ilay loza izy.+ Koa hoy izy tamin’ilay anjely nandringana: “Aoka izay!+ Ampidino amin’izay ny tananao.” Ary nijoro teo akaikin’ny famoloan’i Ornana+ Jebosita+ ilay anjelin’i Jehovah.

  • Salamo 11:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ny ratsy fanahy dia handrotsahany fandrika sy afo sy solifara,+

      Ary rivotra mahamay. Izany no anjara kaopin’ireny.+

  • Matio 13:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Haniraka ny anjeliny ny Zanak’olona mba hanangona an’izay rehetra mahatonga ny hafa hanota*+ sy izay mpandika lalàna, ka hamoaka an’ireny avy ao amin’ny fanjakany,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara