23 Dia nankany ireo tovolahy izay nijery taratra an’ilay tany, ka namoaka an’i Rahaba sy ny rainy sy ny reniny sy ny anadahiny ary izay rehetra azy, eny, ny havany rehetra,+ dia nametraka azy teo ivelan’ny tobin’ny Israely.
9 Araka izany, dia hain’i Jehovah afahana amin’ny fitsapana+ ny olona mahafoy tena ho an’Andriamanitra. Hainy koa anefa ny mitahiry ny olona tsy marina ho amin’ny andro fitsarana mba horinganina,+