Ohabolana 6:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Toy izany izay lehilahy manao firaisana amin’ny vadin’olona:+ Tsy hisy ho afa-maina izay mikasika an-dravehivavy.+ 1 Korintianina 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izao no valin’ny fanontaniana nosoratanareo: Tsara raha tsy mikasi-behivavy+ ny lehilahy.
29 Toy izany izay lehilahy manao firaisana amin’ny vadin’olona:+ Tsy hisy ho afa-maina izay mikasika an-dravehivavy.+