FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 9:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Ary tena tezitra mafy tamin’i Arona koa i Jehovah, ka efa saika handringana azy.+ Fa nitalaho+ ho an’i Arona koa aho tamin’izay.

  • Joba 42:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa makà ombilahy fito sy ondrilahy fito,+ ka mankanesa any amin’i Joba mpanompoko,+ ary manolora fanatitra dorana noho ny fahotanareo. Dia hivavaka ho anareo i Joba mpanompoko,+ fa izy ihany no hohenoiko, mba tsy hanalako baraka anareo noho ny hadalanareo. Tsy nilaza ny marina momba ahy mantsy ianareo, tsy mba tahaka an’i Joba mpanompoko.”+

  • Jakoba 5:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa aoka àry ianareo hifampiaiky heloka+ imasoimaso, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo.+ Misy heriny lehibe sady tena misy vokany ny fitalahoan’ny olo-marina.+

  • 1 Petera 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa ny mason’i+ Jehovah mitsinjo ny olo-marina, ary ny sofiny mihaino ny fitalahoany,+ fa ny tavan’i Jehovah kosa manohitra ny mpanao ratsy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara