Genesisy 17:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy Andriamanitra: “Tena hitera-dahy ho anao tokoa i Saraha vadinao, ary hataonao hoe Isaka+ ny anarany. Ary hanao fifanekena amin’i Isaka aho, ho fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra, ho an’ny taranany handimby azy.+ Josoa 24:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “‘Rehefa nandeha ny fotoana, dia nalaiko avy tany ampitan’ny Renirano+ i Abrahama+ razambenareo, ka nentiko nitety ny tany Kanana manontolo, ary nataoko maro ny taranany.+ Koa nomeko azy i Isaka.+ Romanina 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary tsy hoe zanaka avokoa izy ireo na dia taranak’i Abrahama aza,+ fa voasoratra hoe: “Amin’ny alalan’i Isaka no hiavian’ilay hantsoina hoe ‘taranakao.’”+
19 Dia hoy Andriamanitra: “Tena hitera-dahy ho anao tokoa i Saraha vadinao, ary hataonao hoe Isaka+ ny anarany. Ary hanao fifanekena amin’i Isaka aho, ho fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra, ho an’ny taranany handimby azy.+
3 “‘Rehefa nandeha ny fotoana, dia nalaiko avy tany ampitan’ny Renirano+ i Abrahama+ razambenareo, ka nentiko nitety ny tany Kanana manontolo, ary nataoko maro ny taranany.+ Koa nomeko azy i Isaka.+
7 Ary tsy hoe zanaka avokoa izy ireo na dia taranak’i Abrahama aza,+ fa voasoratra hoe: “Amin’ny alalan’i Isaka no hiavian’ilay hantsoina hoe ‘taranakao.’”+