Genesisy 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa nihomehy anakampo i Saraha,+ ka nanao hoe: “Mbola hahita fifaliana ihany ve aho amin’izao fahanterako izao, sady efa antitra koa ny tompoko?”+
12 Koa nihomehy anakampo i Saraha,+ ka nanao hoe: “Mbola hahita fifaliana ihany ve aho amin’izao fahanterako izao, sady efa antitra koa ny tompoko?”+