Mpitsara 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hoy i Gideona: “Raha mahazo sitraka aminao àry aho,+ dia mba manaova famantarana hahalalako fa ianao no miteny amiko.+ Mpitsara 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia hoy ireo taminy: “Mba anontanio+ re Andriamanitra,+ azafady, hahalalanay raha hahomby ihany izao dianay izao e!”
17 Dia hoy i Gideona: “Raha mahazo sitraka aminao àry aho,+ dia mba manaova famantarana hahalalako fa ianao no miteny amiko.+
5 Dia hoy ireo taminy: “Mba anontanio+ re Andriamanitra,+ azafady, hahalalanay raha hahomby ihany izao dianay izao e!”