Salamo 100:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa tsara i Jehovah.+Mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana,+Ary maharitra hatramin’ny taranaka fara mandimby ny tsy fivadihany.+ Mika 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hasehonao ny fahamarinana nasehonao tamin’i Jakoba, sy ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehonao tamin’i Abrahama, dia izay nianiananao tamin’ny razanay, hatramin’ny taloha ela be.+
5 Fa tsara i Jehovah.+Mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana,+Ary maharitra hatramin’ny taranaka fara mandimby ny tsy fivadihany.+
20 Hasehonao ny fahamarinana nasehonao tamin’i Jakoba, sy ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehonao tamin’i Abrahama, dia izay nianiananao tamin’ny razanay, hatramin’ny taloha ela be.+