Salamo 118:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 I Jehovah no nahatonga izany,+Ary mahatalanjona eo imasontsika izany.+ Marka 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ary i Jehovah no nahatonga izany, ka mahagaga eo imasontsika’?”+