31 Dia nino ny vahoaka.+ Ary rehefa ren’izy ireo fa efa nitsinjo+ ny zanak’Israely i Jehovah, sady nahita ny fahoriany,+ dia niondrika sy niankohoka izy ireo.+
19 Dia hoy izy ireo tamin’i Mosesy: “Aleo ianao no miteny aminay, dia aoka izahay hihaino. Fa aoka tsy Andriamanitra no hiteny aminay sao ho faty izahay.”+