FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 7:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary izaho hamela an’i Farao hikiribiby amin’ny heviny,*+ ka hampitomboiko tokoa ny isan’ny famantarana sy fahagagana hataoko eo amin’ny tany Ejipta.+

  • Eksodosy 12:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary nododonan’ny Ejipsianina ny vahoaka satria tiany horoahina hiala haingana+ tao amin’ilay tany. Hoy mantsy izy ireo: “Ho faty eto daholo izahay.”+

  • Deoteronomia 6:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Koa famantarana sy fahagagana+ lehibe nitondra loza no nataon’i Jehovah tamin’i Ejipta sy Farao ary ny ankohonany manontolo, teo imasontsika.+

  • Salamo 135:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Nandefa famantarana sy nanao fahagagana teo anivonao izy, ry Ejipta ô,+

      Dia tamin’i Farao sy ny mpanompony rehetra.+

  • Asan’ny Apostoly 7:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Izy no namoaka azy ireo+ rehefa avy nanao zava-mahagaga sy famantarana maro tany Ejipta+ sy teo amin’ny Ranomasina Mena+ ary tany an-tany efitra efapolo taona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara