Eksodosy 39:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nasian’izy ireo vatosoa misy laharana efatra ilay izy, ka ny laharana voalohany dia robia sy topaza ary emeraoda.+ Apokalypsy 21:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Voaravaka vatosoa+ isan-karazany ny fototry+ ny mandan’ilay tanàna: Ny fototra voalohany dia jaspa,+ ny faharoa safira,+ ny fahatelo kalsedoanina, ny fahefatra emeraoda,+
10 Ary nasian’izy ireo vatosoa misy laharana efatra ilay izy, ka ny laharana voalohany dia robia sy topaza ary emeraoda.+
19 Voaravaka vatosoa+ isan-karazany ny fototry+ ny mandan’ilay tanàna: Ny fototra voalohany dia jaspa,+ ny faharoa safira,+ ny fahatelo kalsedoanina, ny fahefatra emeraoda,+