Eksodosy 37:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nopetahany takela-bolamena tsy misy fangarony ilay alitara, dia ny tampony sy ny lafiny rehetra ary ny tandrony. Ary nasiany sisiny volamena manodidina ny tampony.+
26 Nopetahany takela-bolamena tsy misy fangarony ilay alitara, dia ny tampony sy ny lafiny rehetra ary ny tandrony. Ary nasiany sisiny volamena manodidina ny tampony.+