FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hosea 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Mpaminany no nampiasain’i Jehovah hitondra ny Israely hiakatra avy tany Ejipta,+ ary mpaminany koa no nampiasainy hiambina azy.+

  • Mika 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nitondra anao niakatra avy tany Ejipta aho,+ ary avy tao amin’ny trano fanandevozana no nanavotako anao.+ Ary naniraka an’i Mosesy sy Arona ary Miriama aho mba handeha teo alohanao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara