Eksodosy 23:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Haniraka anjely+ eo alohanao aho, mba hiambina anao eny an-dalana sy hitondra anao hiditra any amin’ny toerana efa nomaniko.+ Eksodosy 33:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary haniraka anjely eo alohanao aho,+ sady handroaka ny Kananita sy ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita.+
20 “Haniraka anjely+ eo alohanao aho, mba hiambina anao eny an-dalana sy hitondra anao hiditra any amin’ny toerana efa nomaniko.+
2 Ary haniraka anjely eo alohanao aho,+ sady handroaka ny Kananita sy ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita.+