Lioka 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tampoka teo, dia nisy anjelin’i+ Jehovah nitsangana teo anilan’izy ireo. Nanjelanjelatra nanodidina an’ireo mpiandry ondry ny voninahitr’i Jehovah,+ ka natahotra mafy izy ireo. Asan’ny Apostoly 7:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Izy+ ilay teo amin’ny fiangonana+ tany an-tany efitra niaraka tamin’ilay anjely+ niresaka taminy tany amin’ny Tendrombohitra Sinay, sy niaraka tamin’ny razantsika, ary nandray ny fanambarana masina+ sady velona mba homena anareo. Asan’ny Apostoly 7:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Ianareo no nandray ny Lalàna nampitain’ny anjely,+ nefa tsy nitandrina izany.”
9 Tampoka teo, dia nisy anjelin’i+ Jehovah nitsangana teo anilan’izy ireo. Nanjelanjelatra nanodidina an’ireo mpiandry ondry ny voninahitr’i Jehovah,+ ka natahotra mafy izy ireo.
38 Izy+ ilay teo amin’ny fiangonana+ tany an-tany efitra niaraka tamin’ilay anjely+ niresaka taminy tany amin’ny Tendrombohitra Sinay, sy niaraka tamin’ny razantsika, ary nandray ny fanambarana masina+ sady velona mba homena anareo.