FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 26:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Ary manaova faladiany+ volafotsy efapolo hitsatohan’ny rafitra roapolo, ka faladiany roa no hitsatohan’ny rafitra iray misy lahiny roa, ary toy izany hatrany ho an’ny rafitra tsirairay.

  • Eksodosy 26:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia valo no ho isan’ireo rafitra, ary enina ambin’ny folo ny faladiany volafotsy ka faladiany roa no hitsatohan’ny rafitra iray, ary toy izany hatrany ho an’ny rafitra tsirairay.

  • Eksodosy 26:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 ka andry efatra atao amin’ny hazo akasia no hanantonanao azy. Hopetahana takela-bolamena ireo andry, izay mitsatoka amin’ny faladiany volafotsy efatra, ary volamena ireo fantsika fanantonana eo aminy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara