FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 46:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nentin’izy ireo koa ny biby fiompiny sy ny fananana voangony tany Kanana.+ Farany, dia tonga tany Ejipta i Jakoba sy ny zanany rehetra niaraka taminy.

  • Genesisy 50:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 mbamin’ny ankohonan’i Josefa manontolo sy ny rahalahiny ary ny ankohonan-drainy.+ Ny zanak’izy ireo madinika sy ny ondriny ary ny ombiny ihany no navelany tao Gosena.

  • Eksodosy 10:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Hiaraka aminay koa ny biby fiompinay,+ fa tsy misy azo ajanona na dia kitro iray aza, satria avy amin’ireny biby ireny no hakanay hanompoana an’i Jehovah Andriamanitray.+ Na izahay aza mbola tsy mahafantatra akory izay homenay hanompoana an’i Jehovah, raha tsy efa tonga any.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara