Salamo 78:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Nomeny hohanin’ny kalalao ny vokatry ny taniny,Ary nomeny hohanin’ny valala izay nisasarany.+ Salamo 105:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Niteny izy ka tonga ny valala,+Dia zana-balala tsy tambo isaina,+