Eksodosy 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nataon’i Jehovah nahazo sitraka teo imason’ny Ejipsianina ny vahoakan’Israely.+ Ary i Mosesy dia lehilahy tena nalaza teo amin’ny tany Ejipta, na teo imason’ny mpanompon’i Farao izany, na teo imason’ny vahoaka.+ Ohabolana 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Rehefa sitrak’i Jehovah ny ataon’ny olona,+ na ny fahavalony aza hampihavaniny aminy.+
3 Dia nataon’i Jehovah nahazo sitraka teo imason’ny Ejipsianina ny vahoakan’Israely.+ Ary i Mosesy dia lehilahy tena nalaza teo amin’ny tany Ejipta, na teo imason’ny mpanompon’i Farao izany, na teo imason’ny vahoaka.+