Genesisy 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hitan’ilay anjelin’i Jehovah+ teo akaikin’ny loharano iray tany an-tany efitra i Hagara. Teo amin’ny lalana mankany Sora+ io loharano io. Genesisy 25:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary ny zanany dia nonina tany amin’ny faritra rehetra hatrany Havila+ teny akaikin’i Sora,+ tandrifin’i Ejipta, ka hatrany Asyria. Tandrifin’ny rahalahiny rehetra no nitoerany.+
7 Ary hitan’ilay anjelin’i Jehovah+ teo akaikin’ny loharano iray tany an-tany efitra i Hagara. Teo amin’ny lalana mankany Sora+ io loharano io.
18 Ary ny zanany dia nonina tany amin’ny faritra rehetra hatrany Havila+ teny akaikin’i Sora,+ tandrifin’i Ejipta, ka hatrany Asyria. Tandrifin’ny rahalahiny rehetra no nitoerany.+