Nomery 33:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary niainga avy tao Mara izy ireo, dia tonga tao Elima,+ izay nisy loharano roa ambin’ny folo sy hazo palmie fitopolo. Koa nitoby tao izy ireo.
9 Ary niainga avy tao Mara izy ireo, dia tonga tao Elima,+ izay nisy loharano roa ambin’ny folo sy hazo palmie fitopolo. Koa nitoby tao izy ireo.