Nomery 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nasesiky ny fitiavan-tena+ ireo olona samihafa firenena+ teo anivon’izy ireo, ka naniry mafy hihinana sakafo hafa. Ary nitomany indray ny zanak’Israely hoe: “Iza no hanome hena hohaninay?+
4 Nasesiky ny fitiavan-tena+ ireo olona samihafa firenena+ teo anivon’izy ireo, ka naniry mafy hihinana sakafo hafa. Ary nitomany indray ny zanak’Israely hoe: “Iza no hanome hena hohaninay?+