FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 17:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary main’ny hetaheta ny vahoaka, ka nimenomenona tamin’i Mosesy foana hoe: “Fa maninona no nentinao niakatra avy tany Ejipta izahay mba hahafatin’ny hetaheta anay sy ny zanakay ary ny biby fiompinay?”+

  • Nomery 16:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa tsy ampy anao angaha ny nitondranao anay niala tany amin’ny tany tondra-dronono sy tantely mba hahafaty anay atỳ an-tany efitra,+ no mbola mitady hanjakazaka aminay toy ny andriana koa ianao?+

  • Deoteronomia 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nampanetry tena anao izy, ka namela anao ho noana,+ sy nanome anao mana+ ho sakafo, dia ny mana izay tsy fantatrao sady tsy fantatry ny razanao, mba hampahafantarana anao fa tsy ny mofo ihany no iveloman’ny olona, fa ny teny rehetra avy amin’ny vavan’i Jehovah koa.+

  • Fitomaniana 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Tsara kokoa ny nanjo an’ireo matin-tsabatra+ noho ireo matin’ny mosary,+

      Satria noho ny tsy fisian’ny vokatra eny an-tsaha, dia reraka toy ny hoe voatrobaka ireo matin’ny mosary.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara