16 Ary nanan-janaka fito vavy ilay mpisorona+ tany Midianina. Tonga hantsaka toy ny mahazatra ireo zanany vavy, ka nameno ny tavin-drano mba hosotroin’ny andian’ondrin’ny rainy.+
18Ary ren’i Jetro, mpisorona tany Midianina sady rafozandahin’i Mosesy,+ ny zava-drehetra nataon’Andriamanitra ho an’i Mosesy sy ny Israely olony, dia ny namoahan’i Jehovah ny Israely tany Ejipta.+