FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Iza amin’ireo andriamanitra no tahaka anao, Jehovah ô?+

      Iza no tahaka anao izay fara tampony amin’ny fahamasinana,+

      Eny, Ilay tokony hatahorana+ ka hanaovana hira fiderana,+ eny, Ilay manao zava-mahagaga maro?+

  • 2 Tantara 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary lehibe ny trano hataoko,+ satria lehibe noho ny andriamanitra rehetra ny Andriamanitray.+

  • Salamo 95:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Fa Andriamanitra lehibe i Jehovah,+

      Sady Mpanjaka lehibe ambonin’ny andriamanitra rehetra.+

  • Salamo 97:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Fa ianao, Jehovah ô, no Avo Indrindra ambonin’ny tany manontolo.+

      Misandratra avo dia avo noho ny andriamanitra rehetra ianao.+

  • Daniela 2:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Daniela: “Tena Andriamanitry ny andriamanitra+ tokoa ny Andriamanitrareo, sady Tompon’ireo mpanjaka+ ary Mpampiharihary zava-miafina, satria vitanao ny nampiharihary ilay zava-miafina.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara