FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa nanendry olona ho lehiben’ny mpanao asa an-terivozona izy ireo, mba hampahory ny zanak’Israely ka nampitondra enta-mavesatra azy.+ Ary nanorina tanàna ho an’i Farao ny zanak’Israely, mba ho fitehirizana entana sy vokatra, dia ny tanànan’i Pitoma sy Ramesesa.+

  • Eksodosy 6:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary izaho mihitsy no nandre ny fitarainan’ny zanak’Israely,+ izay andevozin’ny Ejipsianina, ka tsaroako ilay fifanekena nataoko.+

  • Salamo 106:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Nijery ny fahorian’izy ireo izy+

      Rehefa reny ny fitalahoany.+

  • Isaia 63:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ory izy nandritra ny fahoriana rehetra nanjo an’ireo,+ ary ny iraka manokana nalefany no namonjy azy ireo.+ Noho ny fitiavany sy ny fangorahany no nanavotany azy,+ sy nibatany azy, ary nitondrany azy foana fahiny.+

  • Asan’ny Apostoly 7:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Hitako tokoa ny fampahoriana ny oloko any Ejipta,+ ary efa reko ny fitarainany+ ka nidina hanafaka azy aho.+ Koa avia ianao hirahiko ho any Ejipta.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara