Deoteronomia 31:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary notendren’Andriamanitra i Josoa zanak’i Nona+ sady nilazany hoe: “Mahereza sy matanjaha,+ fa ianao no hitondra ny zanak’Israely hiditra ao amin’ilay tany nianianako tamin’izy ireo,+ ary homba anao foana aho.” Josoa 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy hisy olona hahatohitra anao mandritra ny androm-piainanao.+ Tahaka ny nombako an’i Mosesy no hombako anao koa.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+ Isaia 41:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza matahotra fa momba anao aho.+ Aza miherikerika noho ny tahotra, fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho+ ka hanampy anao.+ Hihazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana+ aho, dia ny tanako feno fahamarinana.’+ Romanina 8:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+ Filipianina 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Manana ny hery hiatrehana ny toe-javatra rehetra aho, amin’ny alalan’ilay manome hery ahy.+
23 Ary notendren’Andriamanitra i Josoa zanak’i Nona+ sady nilazany hoe: “Mahereza sy matanjaha,+ fa ianao no hitondra ny zanak’Israely hiditra ao amin’ilay tany nianianako tamin’izy ireo,+ ary homba anao foana aho.”
5 Tsy hisy olona hahatohitra anao mandritra ny androm-piainanao.+ Tahaka ny nombako an’i Mosesy no hombako anao koa.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+
10 Aza matahotra fa momba anao aho.+ Aza miherikerika noho ny tahotra, fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho+ ka hanampy anao.+ Hihazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana+ aho, dia ny tanako feno fahamarinana.’+
31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+