Levitikosy 22:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Raha misy omby na ondry na osy vao teraka, dia mbola hiara-mitoetra amin-dreniny fito andro+ izy. Hekena ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah kosa izy, rehefa feno valo andro no ho miakatra.
27 “Raha misy omby na ondry na osy vao teraka, dia mbola hiara-mitoetra amin-dreniny fito andro+ izy. Hekena ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah kosa izy, rehefa feno valo andro no ho miakatra.