FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 30:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Manaova hira fiderana ho an’i Jehovah, ry olony tsy mivadika aminy ô!+

      Isaory ny anarany masina, izay tokony hotsarovana.+

  • Salamo 102:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa ianao kosa haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra, Jehovah ô,+

      Ary ny fahatsiarovana anao haharitra hatramin’ny taranaka fara mandimby.+

  • Hosea 12:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Izy no Jehovah Andriamanitry ny tafika,+ ary Jehovah no anarana ahatsiarovana azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara