FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 18:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Efa nomeko anao izay tsara indrindra amin’ny menaka sy ny divay vaovao ary ny varimbazaha, dia ny voaloham-bokatra+ homeny an’i Jehovah.+

  • Ohabolana 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Manomeza voninahitra an’i Jehovah amin’ireo zava-tsarobidy anananao+ sy amin’ny voaloham-bokatrao rehetra,+

  • Ezekiela 44:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ho lasan’ny mpisorona ny santatry ny voaloham-bokatra rehetra araka ny karazany avy, sy ny santatry ny karazana fanomezana rehetra avy aminareo.+ Homenareo azy koa ny santatry ny varimbazahanareo tsy nototoina malemy,+ mba hotahina foana ny ao an-tranonareo.+

  • 1 Korintianina 15:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Efa natsangana tamin’ny maty tokoa anefa i Kristy,+ izay voaloham-bokatra+ amin’ireo nodimandry.*+

  • Jakoba 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Niteraka antsika tamin’ny tenin’ny fahamarinana izy,+ satria izany no sitrapony,+ mba ho anisan’ny voaloham-bokatra+ amin’ny zavaboariny isika.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara