FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 8:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tokony hampandre ny olona koa izy ireo, ka hanao antso avo+ manerana ny tanànany rehetra sy eran’i Jerosalema,+ hoe: “Mandehana any amin’ny faritra be tendrombohitra+ ary makà rantsankazo be ravina avy amin’ny hazo oliva,+ sy avy amin’ny hazo mitera-menaka, sy mirta, sy palmie, ary hazo hafa be sampany, mba hanaovana trano rantsankazo araka izay voasoratra.”

  • Jaona 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia naka sampana palmie+ ireo, ka nandeha nitsena azy ary niantsoantso+ hoe: “Mba vonjeo re e!+ Mahazo fitahiana ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah,+ eny, ilay mpanjakan’ny+ Israely!”

  • Apokalypsy 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Taorian’izany, dia nahita aho, ary nisy vahoaka be+ tsy tambo isaina, avy tamin’ny firenena+ sy foko sy vahoaka+ ary fiteny+ rehetra, nitsangana teo anoloan’ny seza fiandrianana+ sy teo anatrehan’ny Zanak’ondry, nanao akanjo+ fotsy lava, ary nisy sampana palmie+ teny an-tanany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara