1 Mpanjaka 21:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa hoy i Nabota tamin’i Ahaba: “Sanatria+ ahy ny hanome anao ny lova avy amin’ny razako,+ satria tsy mifanaraka amin’ny fihevitr’i Jehovah+ izany!” Ezekiela 48:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy hisy azony amidy izany, na atakalo, ary tsy ho azony afindra amin’ny olon-kafa ny tsara indrindra amin’ilay tany. Zava-masina eo anatrehan’i Jehovah mantsy izany.+
3 Fa hoy i Nabota tamin’i Ahaba: “Sanatria+ ahy ny hanome anao ny lova avy amin’ny razako,+ satria tsy mifanaraka amin’ny fihevitr’i Jehovah+ izany!”
14 Tsy hisy azony amidy izany, na atakalo, ary tsy ho azony afindra amin’ny olon-kafa ny tsara indrindra amin’ilay tany. Zava-masina eo anatrehan’i Jehovah mantsy izany.+